Bokin' i Jôba: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nonisy sary
Andalana faha-1:
[[Sary:Georges de La Tour 044.jpg|vignette|206x206px|''Harabin'ny vadiny i Joba,'' nataon'i Georges de La Tour (1625-1650)]]
{{Testamenta Taloha}}
Ny '''''Bokin'i Joba''''' na '''''Joba''''' dia boky ao amin'ny [[Baiboly]], ao amin'ny [[Testamenta Taloha]] izay mahakasika ny fiainan'ny lehilahy iray atao hoe Joba izay tsy niala tamin'ny finoana an'Andriamanitra na dia teo aza ny fahoriana lehibe nianjady aminy vokatry ny nataon'i [[Satana (anaran-tsamirery)|Satana]] mpiampanga.
 
== Fiforonan-teny ==
Ny anarana hoe ''Bokin'i Joba'' na ''Joba'' ao amin'ny [[Baiboly malagasy]] dia avy amin'ny teny anglisy hoe ''Book of Job'' na ''Job'' (protestanta) na ny teny frantsay hoe ''Livre de Job'' (katolika) izay samy avy amin'ny teny latina hoe ''Liber Iob''. Atao hoe ''Ιώβ'' / ''Iôb'' io boky io amin'ny teny grika fa ''Iyov'' (na ''Iyob'') kosa izy amin'ny teny hebreo. Ny soratra mialoha renifeo miendrika zanapeo izay vakina hoe "i" na "y" (/i/ na /j/) ao amin'ny [[Tanakh|Baiboly hebreo]] sy grika ary latina dia nanjary tononina hoe "j" (/dz/) sy soratana hoe "j" ao amin'ny Baiboly malagasy.{{Testamenta Taloha}}
 
== Fizaràn'ny boky ==
Andalana faha-19:
* [[Bokin'ny Mpitoriteny|Mpitoriteny]]
* [[Tononkiran'i Solomona]]
[[Sary:Bonnat02.jpg|vignette|''I Joba'', nataon'i  Léon Bonnat (1880)]]