Jakôba (patriarka hebreo): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy vaovao momba ny fivavahana
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Andalana faha-1:
I '''Jakoba''' dia lehilahy iray voalaza ao amin'ny [[Baiboly]] fa zanak'i [[Isaka (Hebreo)|Isaka]] sy rahalahin'i [[Esao]]. Isan'ireo [[Patriarka ao amin'ny Baiboly|Patriarka]] nanao fanekena tamin'Andriamanitra izy. I Jakoba dia antsoina koa hoe Israely taorian'ny fitolomany tamin'ny anjelin'Andriamanitra ka ireo taranany dia atao hoe Israelita na [[Zanak'i Israely]].
[[Sary:Leloir - Jacob Wrestling with the Angel.jpg|vignette|''Mitolona amin'ny Anjely i Jakoba'', nataon'i Alexandre-Louis Leloir (1865)]]
Nanompo an'Andriamanitra tokana izy ([[monoteisma]]) ka nandova ny fampanantenana natao tamin'ireo razany dia ny hanana taranaka maro izay homena tany mahavokatra, dia ny [[Tany Kanana]]. Nanambady efatra izy ka niteraka an'ireo zanilahy nipoiran'ny foko roa ambin'ny folo. Niharan'ny fanandevozana tany [[Egypta]] ny taranany alohan'ny honenan'izy ireo any amin'ny tany nampanantenaina azy. Tsy ny Baiboly ihany no ahitana ny tantaran'i Jakoba fa ny boky masina sasany toy ny [[Korana|Koràna]] koa.