Môsikao: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina maromaro
Andalana faha-11:
}}
 
I '''Môsikao''' na '''Moscou''' (amin'ny [[fiteny rosy]] Москва, Môsikao, IPA : /mɐˈskva/) dia renivohitra ny Federasionan'i [[Rosia]] ary [[tanàna]] ngeza indrindra any [[Eoropa]].
 
Eo amin'ny renirano [[Moskova]] ny misy an'i Môsikao, mitovy anarana amin'ilay renirano ilay tanàna amin'ny [[fiteny rosy]]. Eo amin'ny [[Distrika Ampivoany (Rosia)|distrika ampivoany]], amin'ny lafy eoropeaninan'i Rosia ny misy an'i Môsikao.
Andalana faha-17:
Môsikao dia ny tanàna ngeza indrindra any [[Eoropa]] amin'ny isam-poniny mahatratra 10,22 tapitrisa mahery ao an-d[[renivohitra]] ary 14,74 tapitrisa raha isaina ny [[ambanivohitra]]. Renivohitra ara-toe-karena, ara-politika sy ara-pahaizan'i Rosia ny Môsikao, ary 8,9% ny olona any Rosia miaina any Môsikao.
 
Betsaka ny fandraisana anjaran'ny tanànan'i Môsikao ao amin'ny tantaran'ny Rosia : Renivohitra ny Grand-Duché-n'i Môsikao izy, ary lasa renivohitra ny [[Empira Rosy]] ; nafindran'i Pierre le Grand (Petera Ilaibe) tany [[Saint-Petersbourg]] ny renivohitra ; very lanja ny tanànan'i Môsikao hatramin'ny taona 1918 ; Lasa renivohitry ny URSS Môsikao tamin'ny taona [[1918]]. Fantatra amin'ny fanam-pananana ara-[[maritrano]] i Môsikao : ao ny [[Kremlin]] miaraka amin'ny fehivolany, ny [[katedraly St Basile]] eo amin'ny [[Kianja Mena]], ny [[katedralin'i Kristy Mamonjy]] sy ny Sera Stalinianina Fito. Any Môsikao ny foibe foiben'ny [[Partiarka|Partiarkan']] <nowiki/>ny [[fiangonana Ortodoksa Rosy]] an'ny monasteran'i Danilov. Eo amin'ny toeran'ny Kremlin sy ny Kianja Mena ny ampivoanampovoan'i Môsikao.
 
ny antsoinAntsoin'ny mponina Rosy "Матушка Москва" ({{'|Matuška Môsikao}}) (Reny Môsikao) ny tananan'i Môsikao.
 
Foiben'ny [[oniversite]] maromaro ny tanàna, tany nyno nisy fisin'ny [[Kilalao Olimpika]] tamin'ny [[1980]].
 
Ankehitriny, manan-danja be ny tananan'i MoscouMôskao ao amin'ny toe-karenan'i Rosia, mahavokatra ny 25%n-ny PIB n'ny federasiona izy. Lasa « Géante Capitaliste »<ref>{{fr}} http://cat.inist.fr/?aModele=afficheN&cpsidt=17339907</ref> i Môsikao teo aorian'ny andro komonista ary efa manan-danja i Môsikao eo amin'ny toe-karenatoekarena eoropeanina. Ny faribohitr'i « Môsikao-City » ny evan'ny fiovan'ny Môsikao. Fa tsy nandeha tsy nisy olana io fiovàna io. Ny elanelana ara-toe-karena karenan'ny olona dia lasa nihabetsaka avy hatrany : Misy silaka manan-karena ary miha-manan-karena, ary misy ny mahantra miahamahantra.
 
== Ny mponina ==
[[Sary:Moscow-city-MIBC.jpg|thumb|[[Moscow City]]|280px|right]]
 
Araka ny censusfanisam-bahoaka natao tamin'ny 2008, 10 382 754 ny isan'ny olona tany MoscouMôskao. Ny faminavinana natao ho an'ny taona 2007 dia mampiseho fa efa nihoatra ny 12 tapitrisa ny isam-poninaisan'ny mponina. Kanefa io isa io tsy manisa ny olona tsy manana alànana mipetraka sy ny gastarbeiter miaina any an-tanàna. Avy any amin'ny Kaokazy (Azerbaijana, Armenia, Jeorjia) sy Azia AmpivoanyAmpovoany (Kazakstana, Ozbekistana, Tajikistana) ny ankabiazanankabeazan'ny olona miaina any. Misy ihany koa ny mponina avy amin'ny firenena firenen'ny URSS taloha.
 
I Môsikao dia anisan'ny tanàna manana fitomboana tsy mihemotra any Rosia : tamin'ny 2006, +0,22% ny fitomboany. Ny "taux de natalité"taham-pahaterahana tamin'ny 2006 dia 9,2‰ ary ny "taux de mortalité"taham-pahafatesana dia 12‰. Kely ny elanelan'ny "taux de natalité"taham-pahatrerahana sy ny "tax de mortalité"taham-pahafatesana any Môsikao nohon'noho ny any an-tsisan'i Rosia : -0,28% any Môsikao ary -0,48% eran'ny firenena. Ny antony mampiakatra ny isam-poninisan'ny mponin'ilay tanàna dia izao : betsaka ny olona avy any amin'ny tanàna hafa. Ary ny pôlitika pôlitikan'ny governemanta koa nyno mampiakatra azy io. Efa nidina betsaka mihintsymihitsy ny fahafatesana ary nihakatraniakatra fito taona ny sala salan'ny halavam-piainana any Môsikao.
 
== Ny tanàna ==
=== Fivoarana ho avy ===
 
Ny faritanànan'i Môsikao City dia ho toeram-barotranbarotr'i Môsikao. Any ivelan'nyi Môsikao ara-tantara, any amin'ny distrikan'i Presnensky, ny ho hisy azy. Mivoatra be ny toeran'ni Môsikao City. NiheritreretinaNeritreretina tamin'ny 1992 ilay tetikasa ary ny tanjony dia hampivoatra toerana ara-toe-karena sy toerana ipetrahana. Ny fivelaran'ilay faritanàna dia misy 1 {{km2}}. Io [[faritra]] io ihany nyno voasafidy ho an'ilay tetikasa satria orinasa sy ozinina efa taloha daholo ny teo.
 
Ny Federation Tower nyno ho trano mijoalajoala avo indrindra any Eoropa. hoHo tapitra amin'ny faranyfaran'ny 2010 ny fanamboarana. Mety ho resin'ny Russia Tower ny Federation Tower amin'ny 2011, 650 metatra ny haabonyhaavony (nijanona tamin'ny Aprily 2009 ny fanamboarana ny Russia Tower noho ny fisinfisian'ny krizy ara-teo-karena). Ho betsaka ny trano hijoalajoala, sy ny toeram-barotra, ary ny centre aquatique eoao. Ho ao amin'ny faritanàna ao koa nyno hisy ny trano fandrindrana nyan'i Môsikao, sy ny trano avo ipetrahana.
 
== Ny toe-tany ==
[[Sary:ClimateMoscowRussia.PNG|thumb|sary mampiseho ny hafanana sy ny orana any Môsikao|180px|right]]
 
Ara-kontinenta ny toetr'andro any Môsikao, ny dikan'izany dia betsaka ny elanelan'ny hafanana anelanelan'ny fahavaratra sy ny ririnina. mangatsiakaMangatsiaka ny ririnina ary mafana ny fahavaratra. Fohy ny lohataona sy ny fararano any Môsikao. Amin'ny andro fahavaratra, manakaiky ny 25&nbsp;°C ny hafanana ary midina ao amban'ny -10&nbsp;°C izy amin'ny andro ririnina. Nahatratra 36,7&nbsp;°C ny hafanana hafanan'ny andro nafana indrindra tamin'ny volana Aogositra 1936, ary -42,2&nbsp;°C ny hatsiaka tany tamin'ny Janoary 1940. Mitovitovy ny habetsaky ny orana mandavamandavan-taona, fa somary betsabetsaka izy amin'ny fahavaratra nohon'noho ny ririnina. Misy oram-panala eo amin'ny tanin'i Môsikao amin'ny atsasan'antsasaky ny volana Novambra hatramin'ny faranyfaran'ny Martsa. Mety mahatratra 78 santimetatra ny haabo haabon'ny ora-panalaorampanala nilatsaka amin'ny andro ririnina.
 
== Toe-karena ==
 
Hatramin'ny 2006, anisan'ny tanàna lafo fiainana indrindra eto an-tany ho an'ireo vahiny i Môsikao. Ny havitsian'ny trano, ny fihakaran'ny vidin'ny Rouble sy ny fisinfisian'ny milionera rosy vaovao no mety manazava ny fiakaran'ny vidin'ny trano any Môsikao. Sady atao lafo ny vidiny ho an'ny vahiny.
 
Matetika mipetraka anaty trano efitra kely ny olona mipetraka any, nomena tsy andoavam-bola ireny trano ireny tamin'ny taonan'ny Sovietika na tamin'ny taona 1990, miampy amin'io koa ny hamora hamoran'ny service publics sy ny hetra 13%, mampidina ny vidy vidin'ny fiainana any an-drenivohitra izany politika izany.
 
Tamin'ny taona sovietika, mandemandeha arakaraky ny m²/olona ny hofatrano. Mety mahazo bonus ny olo-malaza. Voafetra ny harena tamin'ny andro andron'ny sosialista.
 
== Tsiahy ==