Iahveh: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Fandaminana ny lahatsoratra
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nampiditra ny andalana avy amin'ny Baibolin'ny Vavolombelon'i Jehovah.
Andalana faha-37:
 
=== Ny Eks. 3.13-14 ao amin'ny Baiboly malagasy ===
"''Ehyeh Asher Ehyeh".''
 
==== Araka ny Baiboly Protestanta ====
Ligne 46 ⟶ 47 :
==== Araka ny Baiboly DIEM ====
''Ka hoy i Mosesy tamin'Andriamanitra: - Eny àry fa hankany amin'ny Israelita aho izao hilaza aminy hoe : "Ilay Andriamanitry ny razanareo no naniraka ahy ho atỳ aminareo." Saingy hanontany ahy ny anaranao izy, koa inona no havaliko azy? Dia hoy Andriamanitra tamin'i Mosesy: - '''Izaho no Ilay hatrizay ka ho mandrakizay'''. Koa izao no holazainao amin'ny Israelita: "'''Ilay hatrizay ka ho mandrakizay''' no naniraka ahy ho atỳ aminareo."'' (''Ny Baiboly DIEM'', 2004)
 
==== Araka ny Baibolin'ny Vavolombelon'i Jehovah ====
''Hoy anefa i Mosesy tamin’Andriamanitra: Aoka ary hatao hoe tonga any amin’ny zanak’Israely aho, ary miteny hoe: ‘Ilay Andriamanitry ny razanareo no naniraka ahy ho atỳ aminareo.’ Ary miteny amiko ry zareo hoe: ‘Iza no anarany? Dia inona no havaliko?” Dia hoy Andriamanitra tamin’i Mosesy: “'''HOPOROFOIKO FA IZAHO ILAY MAHAVITA IZAY IRIKO'''.” Ary hoy koa izy: “Izao no holazainao amin’ny zanak’Israely: ‘Ilay '''HOPOROFOIKO''' no naniraka ahy ho aty aminareo.’ ”'' (''Ny Soratra Masina - Fandikan-Tenin'ny Tontolo Vaovao,'' 1984)
 
== Jereo koa ==