Boky faharoan' i Samoela: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Andalana faha-4:
 
=== Ny mpanoratra ===
Araka ny lovantsofina dia i [[Gada]] sy i [[Natana]] no nanoratra ny boky. Ny mpikarona momba ny Baiboly anefa dia milaza fa olona maro no nanoratra sady tsy tamin’ny fotoana mitohy iray fa tanatin’ny taonjato maroroa (faha-6 sy faha-5 tal. J.K.). Ny fotoana tantarainy dia ny fotoana nanjakan’i Davida.
 
=== Ny nanasarahana ny ''Bokin’i Samoela'' ===
Tapany faharoa amin’ny boky izay atao fotsiny hoe ''Bokin’i Samoela'' (heb. ''Sefer Shamuel''), ao amin’ny Tanakh io boky io. Ny dikan-tenin’ny Baiboly grika atao hoe ''[[Septuaginta]]'' (na Septanta) no nanao izany fizaràna an’io boky io ho roa satria ho lava loatra raha mbola nitambatra anaty horonam-boky iray. Ny tapany voalohayvoalohany dia atao hoe [[Boky voalohan'i Samoela]].
 
== Fizarana ny boky ==