Magy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Fandainana ny lahatsoratra
Andalana faha-15:
 
=== Ny Magy ao amin'ny Filazantsaran'i Matio ===
Tamin’ny fahatongavany tao [[Jerosalema]] dia nankao amin’ny lapan’i [[Heroda Lehibe]] izy ireo mba hamotopototra tsara ny amin’ny toerana misy an’ilay zaza vao teraka. izayNamaly lazainyi Heroda fa hoetsy mahafantatra ny [[Mesia]]amin’izany. Namaly iTaitra Herodatamin’ny fafanamafisana tsyavy mahafantatraamin’ny soratry ny amin’izany[[mpaminany]] ny mpanjaka. nefaNefa nanafatra an’ireo magy izy mba hiverina eo aminy hanambara aminy ny mombamomba an'ilay zaza. Nampiasa saina an’i Heroda ny nandrenesany an’izany. Notarihin’ilay kintana ireo magy ka tonga tao [[Betlehema]] tao amin’ny tranon’omby nandrian’ilay zaza ka nanome azy volamena sy zavamanitra ary miora.
 
Nahazo fampitandremana tamin’ny [[anjely]] tamin’ny alalan’ny nofy ireo magy ka tsy niverina intsony tany an-dapan’i Heroda. Taitra tamin’ny fanamafisana avy amin’ny soratry ny [[mpaminany]] ny mpanjaka ka nanapaNanapa-kevitra ny hamono ny zaza vao teraka rehetra ny Mpanjaka.
Notarihin’ilay kintana ireo magy ka tonga tao [[Betlehema]] tao amin’ny tranon’omby nandrian’ilay zaza ka nanome azy volamena sy zavamanitra ary miora.
 
Nahazo fampitandremana tamin’ny [[anjely]] tamin’ny alalan’ny nofy ireo magy ka tsy niverina intsony tany an-dapan’i Heroda. Taitra tamin’ny fanamafisana avy amin’ny soratry ny [[mpaminany]] ny mpanjaka ka nanapa-kevitra ny hamono ny zaza vao teraka rehetra.
 
=== Ny Magy araka ny lovantsofina ===