Filazantsara: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Anaran'ny boky ao amin'ny Baiboly katolika
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Andalana faha-1:
Ny '''Filazantsara''' na '''Evanjely''' na '''Vaovao Mahafaly''' dia fitambaran'ny boky efatra ([[Filazantsara araka an'i Matio|Matio]], [[Filazantsara araka an'i Marka|Marka]], [[Filazantsara araka an'i Lioka|Lioka]], [[Filazantsara araka an'i Jaona|Jaona]] (na Joany)) hita ao amin'ny [[Testamenta Vaovao]] ao amin'ny [[Baiboly]], natokana hizaràna amin'ny olona rehetra ny momba ny Fanjakan'Andriamanitra sy i [[Jesosa KristyJesosy|Jesoa Kristy]]. Ny [[Kristianina|Kristiana]] dia mamaky sy mihaino ny Filazantsara satria mino fa hahazo fanampiana amin'ny fiainany manontolo ary hifandray amin'ny Mpahary sy ny voary. Atao hoe [[Evanjelista]] na Evanjelistra ny mpanoratra ny Filazantsara. Amin'ny heviny mivelatra dia ilazana ny [[Testamenta Vaovao]] ihany koa ny teny hoe ''filazantsara'' na v''aovao mahafaly''.
 
== Fiforonan-teny ==