Batisa: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Ny batisa ao amin'ny Baiboly
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Fanitsiana tsipelina sy fametrahana rohy
Andalana faha-7:
 
=== Ny batisa ao amin'ny Testamenta Taloha ===
Ny Lalàna jiosy dia manafatra ny fampiasana ny rano mba hidiovana (Lev. 11.25-40 ; 15.5-7). I [[Elia]] dia nandidy ny Jeneralyjeneraly Sysrianasyriana atao hoe Namàna handro ao amin’ny onin’i Jordana mba ho sitrana amin’ny habokany (2 Mpanj. 10). Talohan’ny andon’inahatongavan'i [[Jesoa]] Kristy dia nasaina niditra an-drano ireo olona niova finoana ho amin’ny fivavahana jiosy ho mariky ny fidirany ao amin’ny fanekem-pihavanana. Ny [[mpaminany]] sasany dia nihevitra fa ireo jiosy babo miverina ho olon’afakaolona afaka eo amin’ny taniny indray dia miampitatokony hiampita ny ony Jordana mba ho lenan’ny ranonyrano sy mbaka ho voadio amin’ny fahotany alohan’ny hahatongavan’ny [[Fanjakan’Andriamanitra]] (Ezek. 36.25).

I [[Jaona mpanao batisa]] dia nanohy izany fomba jiosy izany ka nitaona ny Jiosy hatao batisa ao amin’ny onin'i Jordana mba ho voavela heloka (Mar. 1.4).
 
=== Ny batisa araka ny Testamenta Vaovao ===
Nataon’i Jaona batisa i Jesoa tamin’ny fanombohany ny asa fanompoany (Mar. 1.9-11). Tsy misy anefa filazana fa i Jesoa koa dia nanao batisa. Naniraka ny [[Apostoly|mpianany]] hitory teny amin’ny firenena rehetra sy hanao batisa ny olon-drehetra izy mba ho mariky ny fahatongavan’ny fanjakan’Andriamanitra (Mat. 28.19). Arak’izany, hatrany amboalohany dia fomba fidirana ho mpikambana ao amin’ny fivavahana kristiana ny batisa.
 
Sahala amin’ny batisan’i Jaona, ny batisa kristiana dia atao mba ho famelàna ny fahotan’ny[[Fahotana|fahotan]]’ny olona. Tamin’ny fahatongavan’i Jesoa, ny batisa natao tamin’ny rano dia novana ho batisa ao amin’ny [[Fanahy Masina]]. I [[Apostoly Paoly|Paoly]] dia nampianatra fa ny batisa dia fandraisana anjaran’nyfandraisan’ny vita batisa anjara amin’ny fahafatesana sy ny fitsanganan’i Kristy ho velona. Ka izanyIzany no anaovan’ny fiangonana sasany batisa matetika amin’ny andro paska.  Sakramenta ahazoana fanomezam-pahasoavana avy amin’ny Fanahy Masina ny batisa (Asa 19.5-6 ; 1 Kor. 12). Ny batisa koa dia natao ho mariky ny fahafoizana tanteraka izao tontolo izao sy ny asan’ny nofo ary ny ratsy, sady fiombonana ao amin’ny Fanekem-Piheverana Vaovao ao amin’i [[Kristy]].
 
== Jereo koa ==