Matio: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Epìdosis (dinika | fandraisan'anjara)
k Category
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Namafa teny tsy ilaina
Andalana faha-1:
I '''Matio''' dia isan'ireo [[Apostoly]] roa ambin'ny folo nanaraka an'i [[Jesosy|Jesoa]] Kristy. Araka ny lovantsofina kristiana dia izy no nanoratra ny Filazantsara voalohany ao amin'ny [[Testamenta Vaovao]] ao amin'ny [[Baiboly]]. Tsy mitonon-tena ho nanoratra ny ''[[Filazantsara araka an'i Matio]]'' anefa izy. Atao hoe koa '''Matio Levy''' na '''Levy zanak'i Alfeo''' na '''Levy''' fotsiny koa izy. I Matio dia atao hoe ''Ματθαῖος'' / ''Matthaios'' amin'ny teny grika fa ''Mattai'' na ''Mattay'' kosa amin'ny teny hebreo. Io dia fanafohezana ny hoe ''Mattithyahû'' (''Mattith'' = "fanomezana" sy ''Yâhû'' = "Andriamanitra"; Fanomezan'Andriamanitra). ''Matthaeus'' no fiantsoana azy amin'ny teny latina.
 
Talohan'ny naha Apostoly azy dia mpamory hetra no asany taloha.
 
[[Sokajy:Apostoly]]