Mosesy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Tsipelina
Andalana faha-43:
 
=== Ny Fanekempihavanana tao amin'ny tendrobohitra Sinay ===
Telo volana taorian'ny nivoahana an'i Egypta dia tonga tao amin'ny efitr'i Sinay ny Hebreo. Navelan'i osesy tain'i Arona rahalahiny ny vahoaka mba hiakarany any an-tendrombohitra Sinay. Afaka efapoloandro vao niverina i Mosesy nitondra ny vato mirakitra ny [[Didy Folo]] nomen'Andriamanitra azy izay fototry ny FanekempihavananaFanekem-pihavanana eo amin'Andriaanitra sy ny Hebreo. (Eks. 20.1-17 ; Deo. 5.6-21). Hitan'i Mosesy fa tsy nino an'Andriamanitra ny vahoaka satria nanamboatra sarin'ombilahy kely volamena hivavahany. (Eks. 32.1-6). Tezitra noho izany i Mosesy ka nazerany ho vaky ireo vato fisaka nisy ny Didy Folo sady nodorany ilay sarin'ombilahy. Nangataka amin'Andriamanitra i Mosesy mba tsy hamela ny vahoakany ka nohavaozina tany an-tendrombohitra indray ilay FanekempihavananaFanekem-pihavanana. Nidina avy any i Mosesy rehefa afaka efapolo andro nitondra vato fisaka hafa misy ny Didy Folo (Eks. 34.1-28).
 
=== Tsy tafita tany Kanana i Mosesy ===
Nandeha tao ainamin'ny tany efitra andritramandritra ny efapolo taona ny Zanak'Israely vao izay tobgatonga teo akaikin'i Jeriko. Napetrak'i osesyMosesy tamin'i Josoa ny fitarihana ny Hebreo sady natolony ny zokiolonaloholona ireo vatofisaka mba hahafahan'izy ireo manohy ny fampianarana sy ny fampanajanafampanarana ny Lalàna. Maty teo an-tampon'ny tendrombohitra Nebo i Mosesy rehefa feno 120 taona.
 
== Jereo koa ==