Bokin' ny Levitikosy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Fanitsiana
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Fanitsiana
Andalana faha-12:
 
=== Ny fanokanana mpisorona ===
Ity fizaràna ity (Lev. 8-10) dia mitantara ny nanokanana an'i [[Arona]] sy ireo zanany amin'ny asam-pisoronana, miresaka ny amin'ny fisoronana voalohany nataony, ny nanasaziana an'i Nadaba sy Abiho tamin'ny nanaovany fanatitra tsy ara-dalàna, ary miresaka antsipiriany maro momba ny mpisorona.
 
=== Ny lalànan'ny fahadiovana ===
Andalana faha-18:
 
=== Ny lalànan'ny fahamasinana ===
Ity fizaràna ity (Lev. 17-18) dia momba ny lalàna mifehy ny vahoaka, ny lalàna mikasika ny mpisorona ary ny amin'ireo [[Andro firavoravoana jiosy|andro firavoravoana]].
 
=== Ireo toromarika sy lalàna isankarazany ===
Ny fizaràna farany (Lev. 17-23) dia miresaka ny amin'ny lalàna isan-karazany mombamifehy ny fanadiovana, ary ny momba ny fahotana amin'ny fanoherana ny Lalàna.
 
== Jereo koa ==