Bokin' ny Levitikosy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Fanitsiana
Andalana faha-1:
{{Testamenta Taloha}}
Ny '''''Bokin'ny Levitikosy''''' na '''''Levitikosy''''' dia boky fahatelo ao amin'ny [[Baiboly kristiana|Baiboly]], hita ao amin'ny [[Testamenta Taloha]], miresaka sy mitantara ny amin'ny fanompoampivavahan'ny [[Israelita]] izay nankinina tamin'ny [[Levita|fokon'i [[Levy (Baiboly)|Levy]]. Boky mitambatra ao amin'ny [[Boky dimin'i Mosesy|Pentateoka]] ny ''Levitikosy,''. Bokimisan'ireo atao hoe bokim-pisoronana ny ''Levitikosy''.
 
== Fiforonan-teny ==
Ny teny hoe ''Levitikosy'' dia fanagasiana ny teny latina hoe ''Leviticus'' sy ny teny grika hoe ''Λευιτικόv'' / ''Leuitikón''/ izay midika hoe "momba ny Levita", "momba ny asan'ny Levita". Ao amin'ny Torah[[Tanakh]] anefa izy dia atao hoe ''Vayikra'' izay azo adika hoe "aryAry niantso izy", izany hoe Adriamanitra niantso.
 
== Firafitry ny boky ==
Andalana faha-9:
 
=== Ny amin'ny fanaovana sorona sy fanatitra ===
Ny fizaràna voalohany (Lev. 1-7) dia miresaka momba ireo karazana fanatitra : ny fanatitra dorana, ny fanatitry ny vokatry ny tany, yny fanati-pankasitrahana, ary ny fanatitra noho ny ota.
 
=== Ny fanokanana mpisorona ===
Ity fizaràna ity (Lev. 8-10) dia mitantara ny nanokanana an'i Arona sy ireo zanany amin'ny asam-pisoronana, miresaka ny amin'ny fisoronana voalohany nataony, ny nanasaziana an'i Nadaba sy Abiho tamin'ny nanaovany fanatitra tsy ara-dalàna, ary miresaka antsipiriany maro mopmbamomba ny mpisorona.
 
=== Ny lalànan'ny fahadiovana ===
Andalana faha-18:
 
=== Ny lalànan'ny fahamasinana ===
Ity fizaràna ity (Lev. 17-18) dia miresaka momba ny lalàna mifehy ny vahoaka, ny lalàna mikasika ny mpisorona ary ny amin'ireo andro firavoravoana.
 
=== Ireo toromarika sy lalàna isankarazany ===
Ny fizaràna farany (Lev. 17-23) dia miresaka mombany amin'ny lalàna isan-karazany momba ny fanadiovana, ary ny amin'momba ny fahotana manohitraamin'ny fanoherana ny Lalàna.
 
== Jereo koa ==