Bokin' ny Deoterônômia: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Fanitsiana isankarazany
Andalana faha-3:
 
== Fiforonan-teny ==
Ny hoe ''Deoteronomia'' na ''Deoteronomy'' dia avy amin'ny teny grika hoe ''Δευτερονόμιον'', / ''Deuteronómion''/,izay avy amin'ny teny roa nakambaa loe ''Δευτερος'' ("faharoa") sy ''νόμoς ''("lalàna). "Lalàna faharoa" ny dika ara-bakitenin'ny hoe ''Δευτερονόμιον.'' Raha ny marina dia tsy lalàna faharoa no hita ao amin'ity boky mitondra io lohateny io ity fa firesahana fanindroany sy fanamafisana ny lalàna efa voalaza tanyao alohaamin'ireo boky mialoha azy. Ny [[TorahTanakh]] dia manodromanondro azy amin'ny hoe ''Aleh Hadevarim'' izay avy amin'ny andian-teny fanombohan'ilay boky manao hoe "Aleh ha-devarim", midika hoe "Izao nyireo teny". Fohezina amin'ny hoe ''Devarim'' ("Teny") izany.
 
== Jereo koa ==