Bokin' ny Nomery: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Fanovàna lohatenim-pizaràna
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Fanesorana teny tsy ilaina
Andalana faha-1:
{{Testamenta Taloha}}
Ny '''''Bokin'ny Nomery''''' na '''''Nomery''''' dia boky fahefatra ao amin'ny [[Baiboly]] izay manohy ny tantara ao amin'ny [[Bokin'ny Eksodosy|Eksodosy]] momba ny fivezivezen'ny Israelita tao an'efitra notarihin'i Mosesy na Moizy rehefa sy ny fizorany hatrany amin'ny lemak'i Moaba, tsy lavitra ny tany [[Kanana]]. Boky ao amin'ny [[Testamenta Taloha]] ny ''Nomery''.
 
== Fifironan-teny ==
Ny teny hoe ''Nomery'' dia avy amin'ny teny latina ''Numeri'', lohatenin'io boky io avy amin'ny teny grika hoe ''Αριθμοί'' /arithmoi/Arithmoi izay azo adika hoe "fanisana", izany hoe fanisam-bahoaka. Tsy izany anefa no lohahevitra tena iompanan'io boky io. Ao amin'ny [[Torah]] izy dia atao amin'ny teny hebreo hoe ''Be-midbar'' ("Tany an'efitra", "Tany an-tany efitra") izay mifanentana kokoa amin'ny zavatra tantarainy.
 
== Firafitry ny boky ==