Apôkrifan' ny Baiboly: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Epìdosis (dinika | fandraisan'anjara)
k Category
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Fanazavana fanampiny
Andalana faha-1:
Atao hoe '''Boky apokrifa''' na '''Soratra apokrifa''' ireo boky nosoratana ho boky masina nefa tsy voaray ho [[kanona]] na kanona faharoa ao amin'ny [[Baiboly]]. Tsy mitovy ny fampiasan'ny Katolika sy ny Protestanta ny teny hoe apokrifa. Ny fanontana Baiboly tsirairay koa dia mety samy hanana ny lisitry ny boky ataony hoe apokrifa.
 
== Boky apokrifa amin'ny Protestanta ==
Ataon'ny Protestanta hoe apokrifa ireo boky ao amin'ny [[Testamenta Taloha]] hita ao amin'ny Baiboly katolika sy orthodoksa sady ataonyatao hoe '''deoterokanonika (izany hoe kanona faharoa)''' nefa tsy voaray ho kanona na ao amin'ny Baiboly protestanta nasy ao amin'ny [[Tanakh|Baiboly hebreo.]] Ireto avy izy ireo:
* ''Bokin'i de Jodita''
* ''Bokin'i Tobia''
Andalana faha-15:
 
== Boky apokrifa amin'ny Katolika ==
Amin'ny Katolika kosa ny boky atao hoe apokrifa dia ireo boky sady tsy kanonikaprotokanonika no tsy deoterokanonikadeoteokanonika. Ireo no ataon'ny Protestanta hoe pseodepigrafa. isyNy nyteny bokyhoe ''apokrifa'' (sy ''pseodepigrafa)'' hodia an'nytsy Testamentavoatery Talohahitovy syhevitra. Tsy misy lisitra raikitra momba ireo apokrifaboky (pseodepigrafa)ireo an'nyfa Testamentaireto Vaovao.misy ohatra vitsy amin'izany:
 
=== Boky apokrifa na pseodepigrafa ao amin'ny Testaenta Taloha ===
Tsy misy lisitra raikitra oba ireo boky ireo fa ireto ny ohatra amin'izany:
* ''Boky fahatelon'ny Makabeo''
* ''Boky fahefatry ny Makabeo''
* ''Salamon'i Solomona''
 
== Jereo koa ==
* [[Apokalypsy apokrifa|Apokalypsa apokrifa]]
 
* [[Asa apokrifa]]
 
* [[Filazantsara apokrifa]]
 
* [[Epistily apokrifa]]
[[Sokajy:Baiboly]]