Kristianina: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Fanisiana rohy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Andalana faha-5:
 
== Finoan'ny Kristiana ==
Ny Kristiana dia manantena ny fanafahana vokatry ny fampianaran'i Jesoa Kristy, mino ny fahafatesany teny amin'ny [[hazo fijaliana]] (lakroa) sy ny [[Fitsanganany amin'ny maty|fitsanganany avy amin'ny fahafatesana]]. Mino koa ny Kristiana fa Izy no Mesia nampanantenaina hatry ny elabe ao amin'ny [[TorahTanakh|Baiboly hebreo]] (ny [[Testamenta Taloha]]). Ny ankamaroan'ny Kristiana dia mino ny amin'ny [[Trinité]], Andriamanitra Telo Izay Iray.
 
== Jereo koa ==