Tanakh: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Fitanisana isy teboka
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Tsipelina
Andalana faha-2:
 
== Fiforonan-teny ==
Ny teny hoe ''Tanakh'', ''Thanak'' na ''Tanak'' dia fanafohezana ny andian-teny hoe ''Tôrah'' sy ''Nevi'im'' ary ''Ketûvim''. Ireo dia ny fizaràna telo hita ao amin'ny Baiboly hebreo. Ny hoe ''Tôrah'' dia azo adika hoe "lalàna"; ny ''Nevi'im'' (na ''Nebi'im'') dia midikaazo adika hoe "mpaminany (maro)" ary ny hoe ''Ketûvim'' (na ''Ketûbim'') dia azoadikaazo adika hoe "soratra (maro)".
 
== Firafitry ny Tanakh ==
Andalana faha-20:
 
=== Ny Nevi'im ===
Ny Nevi'im dia mizara roa: ny Nevi'im rishonirishonim ("mpaminany taloha") sy ny Nevi'im aharoniaharonim ("mpaminany farany"). Misy boky efatra ny ao aminan'ny <u>Nevi'im rishoni</u> ka ireto avy izy ireo:
* ''Yeshoshua'' : ''Josoa''
 
Andalana faha-27:
* ''Shemuel'' : ''Samoela'' ''voalohany'' sy ''Samoela'' ''faharoa''
 
* ''MelahimMelakhim'' : ''MpitsaraMpanjaka'' ''voalohany'' sy ''MpitsaraMpanjaka'' ''faharoa''
 
* ''Yeshayahu'': ''Isaia''
Andalana faha-33:
* ''Yrmeyahu'': ''Jeremia''
 
* ''YehezkelYehezkael'': ''Ezekiela''
* ''Trei Assar''
Ny bokin'ny mpaminany 12 dia mitambatra ao amin'ny atao hoe ''Trei Assar.'' Ireto avy izy ireo:
Andalana faha-42:
* ''Amos'' : ''Amosa''
 
* ''OvadiaOvadiyah'' : ''Obadia''
 
* ''YonaYohnah'' : ''Jona''
 
* ''MikhaMikhah'' : ''Mika''
 
* ''Nahum'' : ''Nahoma''
Andalana faha-52:
* '''Havakuk'' : ''Habakoka''
 
* ''TsephaniaTsephaniyah'' : ''Zefania''
 
* ''Haggai'' : ''Hagay''
 
* ''ZekhariaZekhariyah'' : ''Zakaria''
 
* ''Malakhi'' : ''Malakia''
Andalana faha-62:
=== Ny Ketûvim ===
Ny Ketûvim dia misy boky 11. Ireto avy izany:
* ''TehilimTehillim'' : ''[[Bokin'ny Salamo|Salamo]]''
* ''Mishlei'' : ''[[Bokin'ny Ohabolana|Ohabolana]]''
* ''IyovIyyov'' : ''Joba''
* ''Shir HashirimhaShirim'' : ''Tononkiran'i Solomona''
* ''Ruth'' : ''Rota''
* ''Eikha'' : ''Fitomaniana''
Andalana faha-72:
* ''Daniel'' : ''Daniela''
* ''Ezra wu Nekhem'ya'' : ''Ezra'' sy ''Nehemia''
* ''Divrei HayamimhaYamim'' : ''Tantara voalohany'' sy ''faharoa''