Testamenta Taloha: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Fanovana ny ambangovango fampidirana
Andalana faha-1:
{{Testamenta Taloha}}
Atao hoe '''Testamenta taloha''' (Ἡny Παλαιὰfitambaran'ny Διαθήκηboky ''Hē Palaiàao Diathḗkēamin'') ny soratry ny [[Baiboly]] voasoratra talohan'i [[Jesoa Kristy]]. Ny [[Kristianina|Kristiana]] dia mampiasa an'io teny io hanondroany ny tapany voalohany amin'ny Baiboly, izay voasoratra talohan'i Jesoa Kristy.
 
== Fiforonan-teny ==
Ny andian-teny hoe ''testamenta''Testamenta Taloha dia avyfandikana sy fanagasiana amin'ny [[fitenyteny latina]] hoe ''testamentumVetus Testementum'',. izayIo nandikanaandian-teny io indray dia fandikàna ny [[teny grika]] hoe ''διαθήκηΠαλαιὰ Διαθήκη'' / diathḗkē''Palaià izayDiathêkê.'' Ny hoe ''palaià'' (grika) sy ny hoe ''vetus'' (latina) dia samy azo adika hoe "antitra", "talogha" na "tranainy" ary ny hoe ''testamentum'' (latina) na ''diathêkê'' (grika) dia midika hoe "fanakena", "fifanarahana", "fanekem-pihavanana". Ny Testamenta Taloha izany dia ny Baibolin'ny Jiosy na Jody, izay antsoinaantsoiny hoe ''[[Tanakh]]'' na ''Thanak''.
 
Ho an'ny [[Kristianina|Kristiana]], ny [[Baiboly]] dia fitambaran'ny Testamenta Taloha sy ny [[Testamenta Vaovao]].
 
== Boky ao amin'ny Testamenta Taloha ==
Misokajy efatra ny boky ao anatin'ny Testamenta Taloha, dia ny T''orà'' na TorahPentateoka (atao hoe koa Boky dimin'i Mosesy), ny bokin-tantara, ny bokim-pahamasinana, ary ny bokin'ireo Mpaminany. Manampy an'ireo ny boky atao hoe Deoterôkanônika izay tsy tafiditra ao amin'ny Torah sy ao amin'ny Baiboly protestanta. Marihina fa telo fotsiny ny fizaràna ny [[Tanakh|Baiboly jiosy]] fa tsy efatra.
 
=== Ny boky dimin'i Mosesy ===