Testamenta Vaovao: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanova ny fanafohezan'anaran'ireo epistily
Andalana faha-11:
 
=== Ny Asan'ny Apostoly ===
Ny [[Asan'ny Apostoly]] dia mitantara ny fiainan'ny fiangonana kristiana tany am-piandohana. Tohin'ny Filazantsara araka an'i Lioka izy. Maro koa ireo nanoratra boky atao hoe "[[Boky apokrifa|asa]]Asa" nefa io iray io ihany no noraisina ho [[Kanona|kanonika]].
{| class="toccolours" style="float: right; margin: 0 0 1em 1em; font-size: 90%; width: 150px;"
! style="background: #ccf; text-align: center;" |[[Testamenta Vaovao]]
Andalana faha-49:
 
=== Ireo Epistily ===
Misy 21 ny isan'ny [[epistily]] izay azo sokajina roa dia ireo nosoratan'i [[Paoly]] ([[Epistily ho an'ny Romana|''Romana'']], 1/2I Korintiana, II Korintiana, Galatiana, Efesiana, Filipiana, Kolosiana, 1/2[[Epistily voalohany ho an'ny Tesaloniana|I Tesaloniana]], 1/2II Tesaloniana, I Timoty, II Timoty, Titosy, Filemona, Hebreo) sy ireo nosoratan'ny Apostoly hafa, izay atao hoe [[Epistily katolika]] (Jakoba, 1/2I Petera, 1/2II Petera, I Jaona, II Jaona, III Jaona, Joda). Ny hoe "katolika" eto dia midilka hoe ho an'ny olon-drehetra, ho an'ny fiangonana rehetra tsy an-kanavaka. Misy epistily hafa izay tsy voaray ao anatin'ny Baiboly kristiana izay atao hoe [[epistily apokrifa]].
 
=== Ny Apokalypsin'i Jaona ===