Epistily katôlika: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy vao foronina
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Andalana faha-1:
'''Epistily katolika''' no iantsoana ireo [[epistily]] fito milahatra ao aorian'ny epistily atao hoe nosoratan'i Paoly. Ireto avy izy ireo: ny ''[[Epistily nosoratan'i Jakoba]]'', ny ''[[Epistily voalohany nosoratan'i Petera]]'', ny ''[[Epistily faharoa nosoratan'i Petera]]'', ny ''[[Epistily voalohany nosoratan'i Jaona]]'', ny ''[[Epistily faharoa nosoratan'i Jaona]]'', ny ''[[Epistily fahatelo nosoratan'i Jaona]]'' ary ny ''[[Epistily nosoratan'i Joda]]''. Ny hoe ''katolika'' dia tsy hoe "momba ny mpino na ny finoana katolika", fa kosa "ho an'ny fiangonana rehetra" (fa tsy ho an'olona na fiangonana iray voatondro). Amin'ny teny [[Teny grika|grika]] izany dia atao hoe καθολικαὶ ἐπιστολαί( /katholikai epistolai/).