Kristianina: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Fametrahana rohy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Fametrahana rohy sy fizaràna
Andalana faha-1:
Ny '''Kristiana''' na '''Kristianina''' dia olona iray izay manaraka ny fampianarana sy ny fomba araka ny voalazan'ireo Filazantsara na Evanjely, izay milazalaza momba ny fiainanan'i [[Jesoa Kristy]] sy ny fanarahana azy. Ho an'ny Fiangonana kristiana maro dia anisan'ny maha-kristiana ny finoana an'i Jesoa Kristy ho [[Andriamanitra]].
 
== Fiforonan-teny ==
Ny teny hoe "kristiana" na "kristianina" dia avy amin'ny teny grika hoe ''khristos'' ("kristy") izay fandikana ny teny [[Teny hebreo|hebreo]] hoe ''mashiah'' ("mesia") izay midika hoe "voahosotra", izany hoe "voahosotr'Andriamanitra".
 
== Finoan'ny Kristiana ==
Ny Kristiana dia manantena ny fanafahana vokatry ny fampianaran'i Jesoa Kristy, mino ny fahafatesany teny amin'ny [[hazo fijaliana]] (lakroa) sy ny [[Fitsanganany amin'ny maty|fitsanganany avy amin'ny fahafatesana]]. Mino koa ny Kristiana fa Izy no Mesia nampanantenaina hatry ny elabe ao amin'ny [[Torah|Baiboly hebreo]] (ny [[Testamenta Taloha]]). Ny ankamaroan'ny Kristiana dia mino ny amin'ny [[Trinité]], Andriamanitra Telo Izay Iray.
 
== Jereo koa ==
* [[Fivavahana kristiana]]
 
* [[Fiangonana kristiana]]