Fiangonana Ôrtôdôksa eto Madagasikara: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Legobot (dinika | fandraisan'anjara)
k Bot: Migrating 2 interwiki links, now provided by Wikidata on d:q35032 (translate me)
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Fanitsiana tsipelina sy fanisiana rohy
Andalana faha-7:
Ny taona 1928, natsangana ho archidiocèse i Johannesburg (Afrika atsimo) ary nampidirina tao anatin'izany i Madakasikara. Araka izany, naniraka pretra ho aty Madagasikara ny archevêché tao Johannesburg mba hanentana sy hanome va tsim-panahy ny kristianina ortôdôksa. Nefa tsy naharitra ny fitsidihana nataony teto.
 
Ny taona 1930 nanangana fiangonana ireo kristianina ortôdôksa tao Antananarivo (Behoririka) ary natao eo ambany fiarovan'ny "dormition de la Mère de Dieu". Na vita aza ny fiangonana dia mbola tsy nahazo pretra ihany ny kristianina.
 
Ny taona 1948 nandefa pretra hipetraka maharitra teto Madakasikara ny archevêché-n'ny Johannesburg. Pretra iray ihany anefa no nalefany hisahana sy hitantana ny fiangonana ortôdôksa manerana an'i Madagasikara izay efa nisy fiangonana roa nitsangana. Satria ny taona 1955 dia vita ny fiangonana tany Mahajanga arovan'i Md Nicolas. Taona vitsy taor ian'izay dia tsy nisy pretra indray i Madagasikara rehefa niverina any Afrika atsimo ny pretra niasa teto noho ny antony maro.
Andalana faha-15:
=== Ny mazava atsinanana ===
 
Ny taona 1994, nisy pretra ôstralianina iray tonga hanao vacances eto Madagasikara no nahita ny fiangonana tao Behoririka (Antananarivo) sy ny kristianina nivavaka tsy nisy pretra. Vokatry Vokatr'izany, nalahelo mafy ity pretra ôstralianinaaostralianina ity ka naniry ny ho misiônera aty Madagasikara. Ny volana jolay 1994, nivaly ny faniriany. Iray volana monja taorian'io anefa dia efa nisy kristianina malagasy 3 lahy niroso hatao batemy tao amin'ny fiangonana "la dormitionDormition de la Mère de Dieu" (31/08/94). Izy 3 lahy ireo kosa no tonga pretra malagasy voalohany ary nohamasinina ny volana Martsa 1995 tany Zimbabwe.
 
Ny 23 semptembra 1997, nohamasinina ho evekan'i Madagasikara ilay pretra ôstralianinaaostralianina misiônera. Maty tamin'ny taona 2004 ity eveka ity ary i Mgr Ignocius (tera-tanyteratany grika) no nandimby azy.
 
Ny 10 Mey 1999 no neken'ny fanjakana malagasy ho ara-dalàna teto Madagasikara ny fijoroan'ny fiangonana ortôdôksa na dia efa niforona tamin'ny 1930 aza.
Andalana faha-23:
=== Ireo solofo dimbin'ny ala: Pretra, Seminarista ary Masera malagasy ortôdôksa ===
 
Ankehitriny dia efa miisa 54 ireo paroasy ortôdôksa izay mitsinjara amin'ny vicariatvicariats telo eto Madagasikara dia vicariat Toliara, vicariat Fianarantsoa ary Antananarivo. Misy 12 ireo pretra Malagasymalagasy, "sous diacre" 1iray ary seminarista 7 izay samy any ivelan'i Madagasikara avokoa.
 
Amin'izao fotoana izao dia efa misy masera Malagasy iray ôrtôdôksa sy regardantes 2, samy mbola mipetraka any andafy avokoa ireo. Tsy ho ela anefa dia hanana monastera eto Madagasikara (Mantasoa) ireto masera ireto.
Andalana faha-29:
=== Ny asa pastôraly sy sôsialy ===
 
Raha amin'ny fanabeazana dia mandray anjara feno ny fiangonana ôrtôdôksa eto Madagasikara. Manana sekoly fanabeazana fototra 9 sy sekoly fiofanana arak'asa (technique) 1 (iray any Toliara) ny fiangonana. Tsiahivina koa fa manana hôpitaly 1iray eto Madagasikara ny fiangonana ôrtôdôksa.
 
Ankehitriny dia efa lasa archevêché i Madagasikara ary miaraka aminy ny Nosy La réunionRéunion sy Maurice. Samy mivondrona ao amin'ny patriarcat-n'ny Alexandrie ireo, izay tantanan'iny patriarche Théodore.
 
Manana patriarche 9 maneran-tany ny finoana ortôdôksa ka ny ao Constantinople no lehiben'izy ireo:
 
# Patriarche œcuménique (Constantinople) i Barthélemy I Ier <sup>er</sup>
# Patriarche any Alexandrie i Théodore
# Patriarche any Antioche i Ignace IV
Andalana faha-46:
 
Fr. Roger a.a.
 
== Jereo koa ==
* [[Fiangonana kristiana eto Madagasikara]]
 
[[Sokajy:Fiangonana]]