Famadihana: Fahasamihafan'ny versiona

k
tsipelina
(→‎Fotoana famadihana : Fandikana zavatra diso)
k (tsipelina)
* matetika dia ny iray amin'ireo ray aman-dreny no milaza hoe : "nanonofy an-dranona (olona efa maty) aho halina, ka niteny izy hoe mangatsiaka izahay"
* volana Jolay ka hatramin'ny Septambra no fotoana fanaovana famadihana
*@ ho an'ny malagasy dia manomboka @amin'ny vanim-potoana fararano no fanaovana famadihana, handaniambola amankarena mitsymihitsy mantsy ny famadihana ka dia nosafidian'ny malagasy hanaovana izany ny vanimpotoana fiakaran'ny voka-bary(fararano, main-tany). Mila andro tsara ny famadihana:(Main-tany: tsy misy orana)maina rahateo ny andro @ amin'io vanimpotoana fararano io ka rariny raha nosafidian'ny malagasy mba hanaovana famadihana.
 
=== Kiana ===
700

modifications