Lucien Xavier Michel Andrianarahinjaka: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Alpinu (dinika | fandraisan'anjara)
k →‎Fikarohana : French spelling (État)
Poizina (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-18:
[[File:LXMA001.jpg|thumb|Photo de LXM Andrianarahinjaka]]
 
'''ANDRIANARAHINJAKA Lucien Xavier Michel ANDRIANARAHINJAKA''' teraka ny 30 Desambra 1929 tao [[Fianarantsoa]] ary maty ny 11 novambra 1997. Zanak’i [[RANDRIA Michel Joseph]], Ben’ny tanàna Malagasy voalohany tao antampotanànan’i Fianarantsoa. Nanam-bady ary nanan-janaka 6 mianadahy izy.
Zanak’i RANDRIA Michel Joseph, Ben’ny tanàna Malagasy voalohany tao antampotanànan’i Fianarantsoa. Nanam-bady ary nanan-janaka 6 mianadahy izy.
Professeur titulaire izy ary taorian’ny fisotroan-dronono dia nosalorana ny maha Professeur Emerite azy. Efa Filohan’ny Antenimieram-pirenena Entimbahoaka na Assemblée Nationale Populaire izy ny taona 1977 ka hatramin’ny 1991.
 
== Fianarana nataony ==
=== Ambaratonga fototra sy faharoa ===
1936-1948 : tao Fianarantsoa izy no nianatra tao amin’ny [[Collège Saint Joseph Ambodisaha]] ;
 
1948-1952 : tao [[Antananarivo]].
 
=== Ambaratonga Ambony ===
Nitohy tamin’ny Ambaratonga ambony ny fianarany ka tany amin’ny Faculté des Lettres tany [[Paris Sorbonne]] no niatombohany tamin’ny taona 1952.
 
Tao amin’ny [[Oniversiten’Antananarivo]] nanomboka ny taona 1963,
 
1967 : Tany amin’ny [[Université de Bordeaux III]] izy no nanomana ny Doctorat en lettres.
 
== Fiaraha-monina ==
Ligne 40 ⟶ 39 :
 
== Politika ==
Teo amin’ny sehatra politika koa tompon-kevitra tamin’ny Fanorenana ny antoko [[RCM]] (Rassemblement Chretien de Madagascar) izy. Mpikambana mpanorina ihany koa ny antoko politika [[AREMA]] izy. Ministre Conseiller de la Présidence, chargé de l’Information de l’Orientation Idéologique et des relations avec les institutions (1976-1977), Solombavambahoakan’ny Fivondroanana Fianarantsoa II (1977-1991) ; filohan’ny Antenimieram-pirenena<ref>Assemblée Nationale Populaire</ref> (1977-1991). <br />
Efa nitety firenena tsy latsaky ny 10 nohon’ny andraikiny sy ny fahaizany izy ary tsy latsaky ny 5 ihany koa ny mari-boninahitra azony toy ny Commandeur de la Pleïade, avy tamin’ny Ordre de la Francophonie.
 
== Asa soratra ==
Fa ny tena ifantohana eto dia amin’ny maha-mpanoratra an’i Lucien Xavier Michel ANDRIANARAHINJAKA. Amin’ny maha Mpampianatra mpikaroka sy Professeur azy dia maro ireo tranom-pamokarana, tranompanontam-boky ary gazety no niarahany niasa sy namohany asa soatra sy fikarohana toy ny Présence Africaine; Radio Universitaire tao Antananarivo, ny [[Gazety Lumière]], [[Lakroan'i Madagasikara]], [[Fanilo]], [[Samy isika]], [[Tahiry sy remby]],
Nifantoka betsaka tamin’ny fivoizana ny mahaizy azy ny kolotsaina Malagasy indrindra ho an’ny faritr’i [[Betsileo]] ny asa soratra sy fikarohana nataon’i Lucien Xavier ANDRIANARAHINJAKA.
 
=== Fikarohana ===
Ligne 62 ⟶ 61 :
 
Zava-dehibe ireo asa soratra sy fikarohana notontosain’i Lucien Xavier Michel ANDRIANARAHINJAKA. Nampivoitra indrindra ny literatiora am-bava Betsileo izy ary nahitàna ny karazany sy ny sokajiny amin’izay kanto ara-literatiora nampiavaka azy izay. Tao ny :
* [[Sokela]]
* Ny isa, karazana literatiora hiraina
** Kianakisa (ho an'ny ankizy) ahitana ny
*** ny [[fitataovola]], amin'ny endrika fifamalian'olon-droa (dialogue) ;
*** ny [[kitaridaolao]], mitovy amin'ny faribolana fa hirain'ny zazavavy ;
*** ary ny [[kotole]], ifaninan'olon-droa, misy gadona sy fiovaovam-peo ; ny tonony dia tsy iomanana (improvisation).
** [[Ombeolahy]]
** [[Diamboko]]
** [[Kalamainty]]
** [[Rija]]
* Ankoatry ny isa, karazana literatiora tsy hiraina
** [[Kipotsaka]]
** [[Kalita]]
** [[Ohabolaña]]
** [[Fampariahitsa]]
** [[Kalambalala]]
** [[Fandiambolaña]]
** [[Fampatoñona]]
** [[Kabary]]
** [[Poezia]]
 
=== Sokela ===