Teratanin' i Amerika: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
k tsipelina
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-4:
[[Sary:Quechuawomanandchild.jpg|Vehivavy Quechua mibaby zaza|200px|ankavanana|thumb]]
 
Ny '''teratanin'i Amerika''' (amin'ny teny anglisy ''Native Americans'') dia olona nipetraka teo [[amerika]] teo aloha ny eoropeanina. Amin'ny [[fiteny anglisy]], ''Native Americans'' ny anarana omena azy matetika. Araka any fomba vaovao fahatongavan'ny teratany ny amerika tany amerika, avy any Eorazia ny teratan'ny amerika ary tonga tany amerika tamin'ny Beringia taloha (mbola tsy nisy rano teo amin'ny detroit de Bering tamin'izany fotoana izany). 12 000 taona lasa ny fifindra-monina farany. Ny Paleô-indianina ireo dia niparitaka manerana ny Amerika, niova ary nihabetsaka ny kolontsaina sy ny fiteny noho ny fiparitahany. Ny teny ''Indianina'' dia avy amin'i [[Christphe Colomb]], nihevitra hoe tonga tany Azia (India Atsinanana) izy nefa tany amerika izy no nitotona, noho izany dia lasa indianina ny anarana nomeny an'ny teratany satria tamin'izany fotoana izany, mbola tsy fantatra ny fisian'ny kontinenta amerikana (izy irery ny anisan'ny voalohany nihampita ny [[Ranomasimbe Atlantika]] tamin'izany fotoana izany).
 
[[Sary:Nahua man of Morelos.jpg|200px|ankavanana|thumb|Nahua avy any Morelos]]