Flip-flop: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Transistor Bistable interactive animated EN.svg
k Rôbô : Fanoloana soratra ho azy (- hoatr[ay] + ohatra, - ohatry + ohatra)
Andalana faha-4:
Ny '''flip-flop''' (avy amin'ny fiteny anglisy), dia olik'aratra lôjika manana fivoahana roa ary manana fidirana tokana na maro. Ny fivoahana dia mety 0 (tsy misy aratra mande) na 1 (misy aratra mande). Miova arakaraky ny fidirana ny aratra mivoaka.
 
Ny mahasamihafa ny flip-flop dia izareo mitazona ny toetrany rehefa tsy misy aratra miditra. Tsy ohatryohatra ny varavarana AND, OR, XOR sns.). Rehefa mampiasa flip-flop, miresaka lojika sekansialy (logique séquentielle).
 
Fototry ny lojika sekansialy ny flip-flop. Satria rehefa manao olik'aratra amin'ny flip-flop, afaka manao [[mpanisa]], [[rejistra]], rejistra misy elanelana sy [[tahiry]].