Filipina: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
k fanitsiana teny
Andalana faha-54:
[[Sary:Ph physical map.png|220px|right|thumb|saritan'i Filipina]]
 
Arsipelina 7 107 [[nosy]] ny filipina. Misy 1 000 nosy eo no misy olona mipetraka. 300 000 {{km2}} ny fivelaranavelarana tontalin'ireo nosy ireo. Maka 94%n-ny fivelaranavelarana tontali'ni filipina ny nosy ngeza indrindra (raika ambin'ny folo). 105 000 {{km2}} ny fivelaran'ny nosy [[Luzon]], ilay nosy ngeza indrindra. 95 000 {{km2}} ny fivelaran'ny Nosy [[Mindanao]], ilay nosy ngeza indrindra eo arian'ny Luzon.
 
Betsaka ny ororon-tany any Filipina.