Kôsta Rika: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
ArthurBot (dinika | fandraisan'anjara)
k fanitsiana
Andalana faha-42:
== Tantara ==
 
Tonga teo amin'ny faritaninfaritan'i Costa Rica i Christophe Colomb tamin'ny 1502. Teo aorian'izany, ny Kapteneria Jeneralin'i Guatemala ho an' Espaina ny Costa Rica. Nahazo fahaleovantena tamin'ny 1821 ilay firenena, ary nipetraka avy hatrany ny demokrasia.
 
Nanomboka tamin'ny 1843 ny fambolena ny kafe. Tamin'ny 1869, tereina ary tsy andoavam-bola ny fampianarana. Miady ho an'ny fanitaran'io sistema io ny ministeran'ny fampianarana. Araka ny heviny, tsy maintsy mahay mamaky teny, manoratra sy manisa ny tsirairay. Noraràna tamin'ny 1882 ny sazy mahafaty