Rajoelina Andry: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
→‎NOTAM ny 21 Janoary 2012 : + fampahalalana fanampiny
Andalana faha-15:
 
Araka ny hevitr'ireo izay tsy momba azy dia Naka ny fahefana teto Madagasikara izy tamin'ny alàlan'ny fanonganam-panjakana tamin'ny 17 Martsa 2009 ary nanao ny tenany ho filohan'ny [[Fahefana Avon'ny Tetezamita]] (FAT na HAT). Arak'ireo izay tsy momba azy ihany koa anefa dia lazaina fa betsaka ireo olona izay maty noho izy ary betsaka ireo olon-dratsy izay nivoaka ny fonja noho izy. Ary na dia nilaza aza izy fa tsy izany no antony namoahany ny NOTAM (''Filazana ho an'ireo mpamily fiaramanidina''), heverin'ireo mpanohitra azy ihany koa fa noho izy no tsy nahafahan'ny filoha taloha Marc Ravalomanana tonga tao Madagasikara ny volana Janoary 2012<ref name="rfi" />
 
Araka ny filohan'ny tetezamia dia "tsy tokony hanindry ny firenentsika ny lalàna na firenena"<ref>[http://www.madagascar-tribune.com/Aucun-pays-et-aucune-loi-ne,17005.html « Aucun pays et aucune loi ne doivent faire pression sur notre pays… »]</ref>. Ny mety ho tanjony namoahany io NOTAM io dia hahamora ny fisamborana ny filoha Ravalomanana (izay voasazin'ny asa an-terivozona mandrapahafaty<ref>[http://webcache.googleusercontent.com/search?q=cache:BGyj6q_5nd0J:www.laverite.mg/index.php/inona-no-vaovao/20234-raharaha-7-febroary-asa-an-terivozona-mandra-pahafaty-no-sazin-ny-filoha-teo-aloha-+&cd=3&hl=fr&ct=clnk&gl=fr Raharaha 7 febroary - Asa an-terivozona mandra-pahafaty no sazin ’ ny Filoha teo aloha -- Laverite.mg]</ref>).
 
Ny fampiasana amin'ny tanjona ara-politika ny NOTAM dia nampatahotra ny tale jeneralin'i ACM noho ny fanararaotana mikasika ny fampiasana ny NOTAM any Madagasikara. Io NOTAM io, araka ny lazain'ny OACI, dia tokony ampiasaina amin'ny tanjona aeronaotika, fizorana ary filaminana ihany. <ref>[http://www.tananews.com/2012/02/delivrance-de-notam-a-titre-politique-le-dg-de-lacm-sinquiete/ Délivrance de NOTAM à titre politique : le DG de l’ACM s’inquiète]</ref>
 
== Tsiahy ==