Besançon: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Page créée avec « '''Besançon''' dia tanàna any atsinanan'i Frantsa, ao amin'ny departementan'i Doubs (Faritra Franche-Comté). Bisontin ny anaran'ny olona mipetraka any Besa... »
 
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-4:
 
[[Sary:Besancon boucle Doubs.jpg|200px|right]]
 
Manan-tombontsoa ny tanànan'i Besançon noho ny fisiany eo amin'ny axe « Rhin-Rhône ». Ny axe « Rhin-Rhône » dia lalana ivezivezen'ny entana ; manomboka any Rotterdam, eo amin'ny amorontsiraka ny Ranomasina Avaratra ary midina makany Marseille, eo amoron'ny Ranomasina Mediteranea.