Ôksizenina: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
k r2.6.3) (Rôbô Nanampy: vep:Hapanik
k Robot : Remplacement de texte automatisé (-atmôsfera +soson-drivotra & -atimôsfera +soson-drivotra & -atimôsifera +soson-drivotra)
Andalana faha-3:
Ny ôkzizenina dia 8%-n'ny lanjan'ny ranomasina, 46%-n'ny lanjan'ny hoditany, 23,1%-n'ny lanjan'ny rivotra (diôkzizenina, ôzôna).
 
Amin'ny hafanana sy tsindry antonony (25&nbsp;°C, 1 Bar), etona diatômika ny fisehon'ny okzizenina, roanôkzizenina (dioxygène) ny anarany, manana raikipohy simika O<sub>2</sub>. Io no lazaina hoe ôkzizenina anatin'ny [[atmôsferansoson-drivotran'ny tany]].
 
Ny ôzônina indray (telonokzizenina) dia etona metastabla misy any amin'ny haambo 40-50 km any ho any, ary tantavaniny ny [[ankoatra ny volomparasy]] tonga eto an-tany. Hatry ny taona 1970, mihamihakatra ny habetsan'ny ôzônina ety ambany noho ny fandotoan-drivotra. Vokatry ny hoton'ny ôksidan-azôty avy amin'ny solika amin'ny andro mafana ny ôzônina, azy lasa ôzônina ilay ôksidan-azôty rehefa misy [[ankoatra ny volomparasy]]. Ratsy ho an'ny fahasalamana sy mampiharafesina ny ôzônina.