Haikintana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
k fanitsiana
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
{{mandika teny}}
 
[[Sary:Omega Nebula.jpg|400px|thumb|Ny Rahoan'kitana ''Omega'']]
Ny '''hainkintana''' dia siansa natoraly mikasika an’ny fandinihana ny kintana, izay mitady ny hamaritra ny fihaviany, ny fivoarany ary ny tondrony ara-pizika ary aza-tsimika. Fito arivo taona lasa izay ny taranjan’ny hainkintana no fantatry ny olombelona ; amin’ny alalan’ny tao ara-pinoana ny taona nialohan’ny tantara, ka noho izany dia anisan’ny taranja siantifika antitra indrindra.
 
Ireo mpahainkintan'ny taona taloha izay namela antsika lova ara-materialy dia ny Ejipsianina, ny Nobianina (mponina mipetraka ao atsimon'i Ejipta) ary i Stonehenge, any Fanjakana Mitambatra. Nananan fomba fandinihana ny lanitra maizina ireo sivilizasiôna taloha toy ny babilonianina, ny grika, ny sinoa, ny indianina, ny iranianina ary ny Maya. Na dia izany aza, nilaina ny famoronana ny masolavitra hahafahan'ny hainkintana mivoatra amin'ny siansa ankehitriny. Tamin'ny taloha, haindrefikintana (astrométrie), ny familiantsambo amin'ny alalan'ny kintana, ny hainkintana mandinika, ny fanaovana kalandrie ary ny fanandroana, ankehitriny anefa ny hainkintana arak'asa dia matetika ampiarahana amin'ny fizikan-kintana (na astrofizika).
Ny [[Astronomia]] dia [[siansa]] momban'ny fijerena kitana, sady mitady ny fiavina azy, ny fivoarana azy, ny toetra fizika sy ny toetra simika azy ; tsy tokony mifangaro aminy ''mécanique céleste'' (zavatra afa) izy.
Ny fiavin'ny hainkintana avy tany alohan'ny taona antika, taminy taona ny finoana prehistôrika
 
Mbola betsaka ny fandraisan'anjaran'ireo mpahainkintana tsy manao azy arak'asa (amatora) amin'ny fahitam-baovao ara-kainkintana amin'izao fotoana izao, ary anisan'ny taranja mbola manome anjara an'ireo mpahainkintana tsy manao azy arak'asa ny hainkintana.<ref>Unsöld, Albrecht; Baschek, Bodo; Brewer, W.D. (translator) (2001). The New Cosmos: An Introduction to Astronomy and Astrophysics. Berlin, New York: Springer. ISBN 3-540-67877-8.</ref>
ny teny ''hainkintana'' avy any aminy teny grika ''αστρονομία (άστρον dia νόμος)'' midika ''lalana ny kitana''
 
== Rohy ivelany ==
Ho isy Année mondiale de l'Astronomie aminy taona 2009
 
== Tantara ==
 
Efa misy 6.000 taona mahery 'izay ny hainkintana no nisy teto an'tany ; io angamba ny [[siansa natoraly]] tena antitra indrindra eto an'tany ;
 
Mampiseho ny [[Arkeôlojia]] : misy [[haifomba]], nanjavina tamin'ny [[taona ny sabamena]], mety taminy taona [[neôlitika]] mihitsy ary, nanana fahalalana taminy hainkintana. Fantany ny fifandraisany amin'ny [[tonontaona]], fantany koa moa no mamantatra ny [[konstelasiona]] sasany.
 
Ny fivelaran'ny hainkintana ankehitriny dia voadidy ny [[fanisàna]] hatramin'ny [[taona grika taloha]] sy ny famoronana fitaovanan fijerena taminy faran'ny [[taona ampivoany]], na dia efa niasa miraizotra amin'ny astrolojia ary izy, ny ''[[:fr:siècle des lumières|siècle des lumières]]'' sy ny fahitam-baovao ny [[fiheritreretan'ny grika]] nampisarakan'ny [[siansa]] sy ny [[finoana]].
 
Ny [[astrolojia]] aveo tsy nampiasan'ny [[mpijery kitana]] tsony
 
=== Taloha ny taona antika ===
 
[[Sary:Stonehenge front half.jpg|thumb|190px|[[Stonehenge]]]]
 
Taminy taona [[Neôlitika]], ny [[boribory megalitika]] mitsangana ohatran'ny any [[Stonehenge]] ohatra, dia [[Observatoire|toherana fijerena kitana]].
 
=== Taona antika ===
{{vangovango}}
Tsy mila tenenina akory faha hoe ny fijerena rehetra dia hatao aminy [[maso]] : ny olona taloha tao dia voaampy taminy tsy fihisina ''[[:fr:pollution lumineuse|pollution lumineuse]]'' sy ny ''pollution atmosphérique'' (smog). Ny [[mpijery kitana]] afaka mijery [[kitana]] any ampivoany ny [[tanàna]], tsy afaka mijery kitana any an'tanàna (Paris 'zai oatra) be [[jiro]] intsony 'zao.
Ny fijerena (manao [[sari-kitana]] 4 na 5 oatra) dia efa mila fandrosoana be, tokony mahay :
 
* Manoratra ny sivilizasiona sy sistema nà [[kosmolojia]] (mapa ny [[lanitra]]) sy [[zaram-potoana]] ([[:fr:calendrier|calendrier]]), sy [[toherana fifijerena kitana]] ([[:fr:observatoire|observatoire]])
 
==== Taona antika preklasìka ====
==== Taona antika klasìka ====
 
=== taona medievaly ===
==== medievaly ambony ====
==== medievaly ambany ====
=== Renaissance ===
=== ankehitriny ===
 
== disiplina ==
=== any an-piarana ===
=== momban'ny planety ===
=== momban'ny kitana ===
=== momban'ny galaksia ===
=== Kosmolojia ===
=== Disiplina ara-pomba fijerena ===
==== Radiohainkintana ====
==== Astronomia miaraka aminy IR ====
==== Astronomia miaraka aminy UV ====
==== Astronomia miaraka aminy X-Ray ====
==== Astronomia miaraka aminy Jiro ɣ ====
 
== Disilina afa ==
=== Astrobiolojia ===
 
= Rohy ivelany =
 
* {{fr}} [http://emilie.bodin.free.fr/ Miresaka momba ny foton'ny hainkintana ho an'izay olona manomboka]
[[Sokajy:Astronomia]]
 
== TantaraTsiahy ==
{{ref}}
 
{{Link FA|ml}}
 
[[nso:Thutanaledi]]
 
[[af:Sterrekunde]]
Ligne 182 ⟶ 131 :
[[nov:Astronomia]]
[[nrm:Astrononmie]]
[[nso:Thutanaledi]]
[[oc:Astronomia]]
[[pa:ਤਾਰਾ ਵਿਗਿਆਨ]]