Haikintana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
k Robot : Changement de type cosmétique
Andalana faha-12:
== Tantara ==
 
Efa misy 6.000 taona mahery 'zayizay ny astronomia no nisy teto an'tany ; io angamba ny [[siansa natoraly]] tena antitra indrindra eto an'tany ;
 
Mampiseho ny [[Arkeôlojia]] : misy [[haifomba]], nanjavina tamin'ny [[taona ny sabamena]], mety taminy taona [[neôlitika]] mihitsy ary, nanana fahalalana taminy astrônomia. Fantany ny fifandraisany amin'ny [[tonontaona]], fantany koa moa no mamantatra ny [[konstelasiona]] sasany.
Andalana faha-24:
[[Sary:Stonehenge front half.jpg|thumb|190px|[[Stonehenge]]]]
 
Taminy taona [[Neôlitika]], ny [[boribory megalitika]] mitsangana ohatran'ny any [[Stonehenge]] oatraohatra, dia [[Observatoire|toherana fijerena kitana]].
 
=== Taona antika ===
{{vangovango}}
Tsy mila tenenina akory faha hoe ny fijerena rehetra dia hatao aminy [[maso]] : ny olona taloha tao dia voaampy taminy tsy fihisina ''[[:fr:pollution lumineuse|pollution lumineuse]]'' sy ny ''pollution atmosphérique'' (smog). Ny [[mpijery kitana]] afaka mijery [[kitana]] any ampivoany ny [[tanàna]], tsy afaka mijery kitana any an'tanàna (Paris 'zai oatra) be [[jiro]] intsony 'zao.
Ny fijerena (manao [[sari-kitana]] 4 na 5 oatra) dia efa mila fandrosonafandrosoana be, tokony mahay :
 
* Manoratra ny sivilizasiona sy sistema nà [[kosmolojia]] (mapa ny [[lanitra]]) sy [[zaram-potoana]] ([[:fr:calendrier|calendrier]]), sy [[toherana fifijerena kitana]] ([[:fr:observatoire|observatoire]])