Current events: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
MystBot (dinika | fandraisan'anjara)
k r2.7.1) (Rôbô Nanampy: ar:أخبار
k Robot : Changement de type cosmétique
Andalana faha-2:
== Fiantsoana hiara-miasa ==
Nifampiresaka tamin'ny namana iray aho afak'omaly, ka hitako hoe azo Hatao tsara ny miara-miasa Hanatanteraka ity teti-kasa ity.
Maro tokoa ny tranon-kala malagasy miezaka hampahafantatra ny Malagasy,ary samy manao izay vitany, ka inoako fa afaka hifanampy daholo ny rehetra rehetra eto.
 
== Aiza daholo ==
Rehefa nojerena teto [http://mg.wikipedia.org/wiki/Special:Recentchanges amin'ny lahatsoratra niova farany] dia mbola vitsy dia vitsy ny mpandray anjara. Mahereza e.
--[[UserMpikambana:Hery|Hery]] 16:07, 7 Mey 2005 (UTC)
 
== Hanomboka indray ==
Taorian'ny fijanonana naharitra momba ity wikipedia amin'ny teny malagasy ity dia hanomboka indray isika. Ho toa ireo wikipedia amin'ny teny vitsivitsy dia hangonina tsikelikely ireo lohahevitra tokony hodinihana. Isaorana antsika rehetra sahady mazoto amin'izany ezaka lavitra be izany. --[[UserMpikambana:Hery|Hery]] 14:47, 5 May 2005 (UTC)
Marina tokoa izany ,mbola tsy dia be mpahalala loatra angamba ilay "wikipedia" malagasy ka izany no mahatonga an'izany
[[jose.r]]