Skandinavia: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
k fanagasiana ny baiko ao anaty sary (left lasa ankavia, right lasa ankavanana)
k fanitsiana
Andalana faha-1:
[[Sary:Scandinavia.jpg|240px|ankavanana|thumb|Saritan'i Skandinavia, any Avaratr' Eoropa]]
 
Ny '''Skandinavia''' dia fiaritany any avaratr' Eoropa. Izy io dia fikambanan'ny firenena roa, na telo araka ny fomba fijery : ny Norvezy, ny Soeda ary ny Finlandy, na dia any « ivelan'ny Skandinavia » aza no misy azy. Azo ampiana ao koa ny Danemarka, satria iraisany amin'i Soeda sy ny Norvezy ny tantarany. Ny Skandinavia dia tany nipoiran'ny mponina Jermanika sy ny Viking. Raha itarina amin'ny [[faritany]] voanjadiny, azo ampidirina ao amin'ny [[faritany]] skandinava koa Finlandy, ny Islandy ary ny Nosy Feroe.
 
== Jereo koa ==