Ranomasina Mediteranea: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Xqbot (dinika | fandraisan'anjara)
k Rôbô Nanampy: koi:Мушӧр саридз
k fanitsiana
Andalana faha-15:
Ny teny Mediteranea dia avy amin'ny teny latina ''meditarraneus'' midika « eo anivon'ny tany », eo anivon'ny « tontolo fantatra » (fantatry ny eoropeanina) mazava ho azy, ao amin'ny teny Mediteranea dia misy fototeny roa : ''medius'' ho an'ny anivo ary ''terra'' ho an'ny tany).
 
* Ny salasalan'ny halalin'ny ranomasina Mediteranea dia misy 1 500 metatra eo ho eo. Ny tena [[faritra]] lalina indrindra dia ny ranomasina Ionianina (-5 121 m).
 
* Ny velaran'ny ranomasina Mediteranea dia misy 2,5 tapitrisa km² (3 tapitrisa miaraka amin'ny ranomasina Mainty, 1%-n'ny tontalin'ny ranomasina
Andalana faha-21:
* Ny hadiriny dia misy 3,7 tapitrisa {{km3}}
 
Ny ranomasina Mediteranea dia manana halalina 1 500 metatra ary ny [[faritra]] lalina indrindra dia misy 5 121 metatra eo amin'ny ranomasina Ionianina eo amin'ny halon'ny Matapan (aikaikin'ny Pelôpônezy). Ny halavan'ny amorontsiraka dia misy 46 000 kilometatra. Ny ranomasina Mediteranea dia misy dobo roa : ny voalohany dia manana velarana 0,85 tapitrisa {{km2}} ary ny faharoa dia manana velarana 1,65 tapitrisa {{km2}}.
 
{{vangovango}}