Nord-Pas-de-Calais : Fahasamihafan'ny versiona roa

k
fanitsiana
k (r2.6.4) (Rôbô Nanampy: pnb:اتلا کالے)
k (fanitsiana)
[[Sary:Nord-Pas-de-Calais region locator map.svg|240px|ankavanana|thumb|Ny faritan'i Nord-Pas-de-Calais ao [[Frantsa]] (miloko mena).]]
 
I '''Nord-Pas-de-Calais''' na ''Nord-Pas de Calais'' dia [[faritany]] any amin'ny farany avaratr'i [[Frantsa]]. Ireo [[faritra]] manodidona dia i Picardie any atsimo, ny [[Manche]] ary ny [[Ranomasina Avaratra]] ary ny [[Fanjakana Mitambatra]] ary i [[Beljika]] any avaratra andrefany. Roa ny isan'ny departemanta ao amin'io [[faritra]] io. Ny hakitroky ny mponina dia 326 mpo./km² ary i Nord-Pas-de-Calais no anisan'ny [[faritra]] eoropeana ambony hakitroka indrindra.
 
Ny faritr'i Nord-Pas-de-Calais ankehitriny dia nivadika frantsay tamin'ny taona 1713 ary ny anarany tamin'izany fotoana izay dia ny Nederlandy Frantsay (''Pays-Bas franaçais''). Ny [[faritany]] ara-tantara an'i Nord-Pas-de-Calais dia i [[Artois]], i [[Boulonnais]] (lasan'i [[Picardie]] tamin'ny 1477), i [[Cambrésis]], i [[Valandera]] ary i [[Hainaut]], fiantsoam-paritany mbola ampiasaina be amin'izao fotoana izao.
 
Ny PIB manontolon'i Nord-Pas-de-Calais dia 86,7 miliara [[Euro]], ary ny faritan'i Nord-Pas-de-Calais no [[faritany]] fahaefatra manankarena indrindra ao Frantsa.
 
{{vangovango}}