Fiteny wolof: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
ZéroBot (dinika | fandraisan'anjara)
k r2.7.1) (Rôbô Nanampy: eu:Wolofera
k fanitsiana
Andalana faha-2:
[[Sary:Wolof Locator.png|200px|roght|Ny fiparitahan'ny mpiteny wolof (miloko maintso)|thumb]]
 
Ny '''fiteny wolof''' dia [[fiteny]] any [[Senegaly]], any [[Gambia]] ary any Maoritania. Ao amin'ny ratsana atlantika ny [[fiteny Nigero-kongolezy]] izy. Lavitra be amin'ny fiteny peul ny endriny. Manana fifandraisana amin'ny fitenin'ny [[faritra]] eo akaiky izy toy ny fiteny serere, ny diola, ny basari sy ny bainuk.
 
Misy miteny io fiteny io koa any [[Gambia]] sy any [[Maoritania]], ary manana fiseho ara-kolo-tsaina ho azy manokana izy. Miankina amin'ny firaisan-kiny io ; mifankazo tsara ny mpitenin'ny faritra, ny mahasamihafa azy fotsiny dia ny roky sy ny teny indramina amin'ny fiteny hafa, ohatra : roky lebu, roky saint-louisien, sns.