Brezila: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Xqbot (dinika | fandraisan'anjara)
k Rôbô Nanova: nah:Brasil
k fanitsiana
Andalana faha-49:
Ny '''Brazila''' (Brasil amin'ny [[teny portogey]]), na '''Repoblika federalin'i Brazila''', dia [[firenena]] ngeza indrindra ary mivelatra indrindra an' [[Amerika latina]]. Miaraka amin'ny velarantany 8 547 400 km² sy miaraka amin'ny isam-ponina miisa mahery ny 190 tapitrisa mponina, io ny [[firenena]] faha dimy amin'ny lafin'ny velarantany sy amin'ny lafin'ny isam-ponina. Amin'ny 2008, ny Brazila dia hery ara-piharian-karena faha 11 miaraka amin'ny PIB 1 572 839 Md USD, eo aorian' [[Espaina]] na 2,42%-n'ny PIB-n'ny tontolo. Maka ny antsasan'ny velaran' Amerika Atsimo izy ary mizara sisin-tany amin'ny [[firenena]] rehetra ao Amerika Atsimo afats'i Silia sy ny Ekoatera.
 
Ny Brazila dia zanatany portogey voalohnay mandritry ny taonjato maro, ankehitriny, io irery no lovan'ny [[Portogaly]] any amerika, amin'ny fisehon'ny kolontsaina sy ny teny ofisialy, ny teny portogey.
 
Firenena katôlika sy miteny portogey ngeza indrindra, mpikamban'ny CPLP izy. Ny [[fiteny portogey]] dia teny voalohany any Amerika Atsimo noho ny demôgrafia brazilianina.
 
== Jeografia ==
=== Ny [[faritra]] Avaratra ===
=== Ny [[faritra]] Atsimo ===
=== Ny [[faritra]] Atsimo Atsinanana ===
=== Ny [[faritra]] Afovoany Andrefana ===
== Tantara ==
=== Fanjanatany Portogey ===