Afganistana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Luckas-bot (dinika | fandraisan'anjara)
k r2.7.1) (Rôbô Nanampy: roa-tara:Afghanistan
k fanitsiana
Andalana faha-49:
Ny '''Afganistana''' na '''Repoblika islamikan' Afganistana''' (pashto : د أفغانستان اسلامي جمهوریت, dari : جمهوری اسلامی أفغانستان), dia firenena any [[Azia Afovoany]] tsy manana amorontsiraka mizara sisintany amin'i Pakistana, amin'i Tajikistana, amin' Iran, amin'i Torkmenistana, amin' Ozbekistana ary amin'i Sina.
 
Ny [[faritany]] misy an'io firenena io dia ifanenan'ny mponina maro sy ifanenan'ny mpivarotra avy tany eoropa ho any Azia na avy any Azia makany Azia andrefana na makany Eoropa. Tamin'ny andro taloha, io [[faritany]] io dia efa [[faritany]] nifanenan'ny mponina mpivarotra miaina eo akaikiny toy ny Iranianina, ny Torka na ny Arabo. Ny olo-malaza nandalo tamin' Afganistana dia i Gengis Khan, Alexandre sns.
 
Teo aorian'ny nahalatsahan'ny empira persa afsrid ny afganistana no lasa [[mizaka- tena]] (tamin'ny 1747) eo ambanin'ny jeneraly [[Ahmad Khan Abdali]], lasa padishah an'ilay firenena tamin'ny 1747. Ny [[faritany]] isiany dia, tamin'ny andro taloha, vaonin'ny empira baktriana, ny empira kušan na ny empira gazvenida.
 
Teo aorian'ny ady anglô-afgana faharoa, ny britanika dia tsy namela an' Afganistana tany, fa milaza ny britanika fa tsy hidikiditra anaty ny raharaha anaty ny [[faritra]] mijanna. Ny Afganistana dia lasa hoe Firenena "tampon" tamin'ny 1879 hatramin'ny 1919, fa mbola mahazo [[mizaka- tena]] amin'ny lafin'ny politika anaty.
 
== Tsiahy ==