1997: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
ZéroBot (dinika | fandraisan'anjara)
k r2.7.1) (Rôbô Nanampy: diq:1997
Andalana faha-4:
== Zava-nitranga ==
 
* 2-[[13 Novambra]] : Fivoriana momban'momba ny fiovan'ny toetr'andro, any Buenos Aires.
* [[1 Desambra]] : Fivorian'ny [[Firenena Mikambana]] momban'momba ny fiovan'ny toetr'andro any Kyōtō : [[firenena]] 160 no nanapahan-kevitra momban'ny fampidinana ny etona mampafana ny rivotra (GES) 5,2% amin'ny 2012.
* [[13 Desambra]] : nanome fahafahana ho an'ny topa ara-bola ny OMC manomboka amin'ny Martsa 1999
* 3-[[4 Desambra]] : Fivorian' Ottawa. Dina momban'momba ny raran'fandrarana ny fampiasana, ny fitehirizana sy ny famotehana ny [[vanja]] antipersonaly, nosoniavina tany Ottawa. Firenena 35 no hisoniahanao sonia io dina hiasa amin'ny [[1 Martsa]] [[1999]] io. Firenena 50 no tsy hisoniahanao sonia, toy ny Etazonia, ny Rosia sy ny Sina.
* Manome fanakorontanana ara-toetrandro ny El Niño manerana ny tany.
 
Andalana faha-14:
* [[11 Aprily]] : Fahataperan'ny [[ady an-trano]] any [[Angola]], nanomboka tamin'ny [[1977]]
* [[17 Mey]] : Miditra any Kinshasa ny maramilan'ny AFDL. Fandresen'i Laurent-Désiré Kabila tao afaka tapa-bolana, lasa (niverina) filohan'i Repoblika Demokratikan'i Kongo.
* [[25 Mey]] : Coup d'État any Sierra Leone, mandritrymandritra ny ady an-trano, manery ny filoha lany [[Ahmad Tejan Kabbah]] handositra any ivelany. Afaka i [[Johnny Paul Koroma]].
* 5 Jiona : Ady an-trano any amin'ny Repoblikan'i Kongo.
* 8 Jiona : i Alpha Oumar Konaré, filoham-pirenen'i Mali, dia manomboka ny fanomezan-dalana 5 taona.