Oranosy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
ZéroBot (dinika | fandraisan'anjara)
k r2.7.1) (Rôbô Nanampy: sa:अरुणः
k fanagasiana ny baiko ao anaty sary (left lasa ankavia, right lasa ankavanana)
Andalana faha-1:
[[Sary:Uranus.jpg|220px|rightankavanana|thumb|Ny fajiry Uranus]]
 
Ny '''Uranus''' dia fajiry faha fiton'ny [[Masoandro]]. Faha telo amin'ny hangeza ary faha efatra amin'ny lanja. Avy amin'ny anarana grikan'ny Andriamanitry ny lanitra Uranus (Οὐρανός) ny anarany, ny ray [[Cronos]] ([[Saturne]]) ary dadaben'i [[Zeus]] ([[Jupiter]]). Uranus no fajiry voalohany hita tamin'ny andro moderna. Na dia hita maso hoatry ny fajiry dimy tsotra aza izy, ny tondro ara-pajiriny dia tsy fantatra tsara noho ny izy zara fa manjelatra (hazavana anelanelan'ny 5,3 sy 5,7 na manodidin'ny 6). Nilaza ny fahitany i William Herschel tamin'ny 13 Martsa 1781. Uranus ny fajiry hita voalohany tamin'ny teleskôpy.