Kilalao: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
k r2.5.5) (Rôbô Nanova: kn:ಆಟ
k fanagasiana ny baiko ao anaty sary (left lasa ankavia, right lasa ankavanana)
Andalana faha-1:
{{Orphan|date=Martsa 2010}}
[[Sary:Pieter Bruegel d. Ä. 041.jpg|thumb|225px|rightankavanana|Pieter Bruegel l'Ancien - Jeux d'enfants (Kilalaon-jaza) - 1560]]
 
Ny '''kilalao''' dia hetsika voarafitra, entin'ny fitiavana manao azy, ary tsindraindray atao mba hianatra zavatra. Ny Kilalao dia samihafa amin'ny [[asa]], zavatra atao ho an'ny [[karama]] azo amin'ny fanaovana azy, sy ny [[taozavatra]], zavatra atao ho an'ny fanehoana ny heviny. Na dia izany aza, tsy mazava ny zavatra mahasamihafa azy ireo, ary maro ny kilalao (ny mpilalao arak'asa ohatra) lazaina fa asa sy ny taozavatra lazaina fa asa.