Eorôpa: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Movses-bot (dinika | fandraisan'anjara)
k r2.6.2) (Rôbô Nanova: cu:Єѵрѡпа
k fanagasiana ny baiko ao anaty sary (left lasa ankavia, right lasa ankavanana)
Andalana faha-7:
 
Araka ny [[firenena]] mikambana, ny anajara ara-isam-ponin' [[Eoropa]] dia mety milatsaka ho 7% amin'ny 2050. Kanefa tamin'ny 1900, 25% no anjarany.
[[Sary:Tempolin' Apollo (2c).jpg|rightankavanana|thumb|200px|Ny Tampolin' Apollo]]
[[Sary:Saritan'ny Empira Romana.jpg|rightankavanana|thumb|300px|Ny Empira Romana tamin'izy nivelatra indrindra]]
 
Any Eoropa, ny [[Grisy taloha]] no toerana nahaterahan'ny [[kolontsaina]] eoropeana. Nahazo lanja ny [[firenena]] eoropeana tamin'ny [[taonjato faha 16]], indrindra teo aorian'ny fitombohan'ny kôlônialisma. Teo anelanealn'ny [[taonjato faha 16]] sy ny [[taonjato faha 20]], ny hery eoropeana dia nanana zanatany tany [[Amerika]], indrindra tamin'ny [[taonjato faha 17]]-18, ny ankabeazann' [[Afrika]], ny [[Oseania]], ary ny singa avaratra sy atsimon' [[Azia]]. Ny Ady lehibe rehetra dia niainga avy tao Eoropa, nampahazo lanja ny [[Etazonia]] sy ny [[Vondrona Sovietika]] teo anivon'ny taonjato faha 20. Nandritry ny Ady mangatsiaka, voazara roa ny [[Eoropa]] : ny faritra andrefana dia ao amin'ny OTAN ary ny faritra atsinanana dia entin'ny Fifaneken'i [[Varsôvia]], nampidy ny Fiaro Vy na « Rideau de Fer » amin'ny [[teny frantsay]].