Gestapo: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Rondro (dinika | fandraisan'anjara)
New page: Ny Gestapo dia fanafohezana ny "Geheim StaatsPolizei", izay miaramila miafina alemaina, nampihorohoro tokoa tamin'ny andron'ny fitondrana nazista notarihin'i Adolf Hitler. [[Hermann Go...
 
Rondro (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny Gestapo dia fanafohezana ny "Geheim StaatsPolizei", izay miaramila miafina alemaina, nampihorohoro tokoa tamin'ny andron'ny fitondrana nazista notarihin'i [[Adolf Hitler]] . [[Hermann Goering]] no nanangana azy io tamin'ny [[1933]].
 
Ny [[SS]] dia ny tafika nazista tamin'izany fotoana izany, fa ny Gestapo kosa dia hery niafina zary biby fampitahorana an'i Eoropa, noho izy tafiditra an-tsokosoko tamin'ireo sokajin'asa rehetra (birao, ozinina, sekoly,...), natao hitsikilo ary nanana fahefana nanondro sy nanendrikendrika, nisambotra sy nandefa tany amin'ny toby fiampijaliana ireo izay lazaina fa nanohitra ny fitondran'i Hitler.