Angady: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Spade.jpg|vignette|Angady kely fampiasa amin'ny tany be tanimanga sy angady fampiasa amin'ny tany be fasika|413x413px]]Ny '''angady''' dia fitaovan'ny mpiasa tany izay ampiasainy hamadibadihana sy hampahalemy ny nofon-tany ao amin'ny velarana kely. Ampiasaina mba hampahalemy ny tany mety mahatratra any amin'ny 35 sm amin'ny famadibadihana ny nofon-tany. Ny angady dia misy lelany metaly (vy, tsỳ, sns) ary tahony [[hazo]] na plastika na [[metaly]] koa indraindray.
 
Ny famadibadihana ny tany dia ahafahana mandevina ny zezika avy amin'ny biby sy zavamaniry mba hahabetsaka ny poti-javamananaina ao amin'ny tany. Manampy amin'ny fanapahana ny fakan-javamaniry sy amin'ny fanongotana ny legioma sasany (karaoty, poarô) koa ny angady.<br />
 
Fantatra hatramin'ny vanim-potoana Mesolithic, niseho Tany Akaikin'i Azia, ary niely tany amin'ny firenen-kafa taty aoriana. Ny sarin'ny angady dia hita eo amin'ny pommel an'ny mace an'ny mpitondra An'i Egypt scorpio II Talohan'ny dynastic, ary amin'ny angano Sumerian dia noheverina ho noforonin'ny andriamanitra avo Indrindra Enlil.<ref>[https://kova61.ru/catalog/dacha_i_sad/sadovyy_instrument/tyapki_i_motygi/ Tantaran'ny hoe.]</ref>
 
== Fanamarihana ==
<references />