Fiteny kositika: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Afroasiatic languages-fr.svg|vignette|417x417px346x346px|Sarintany maneho ny fitsinjaràn' ny fiteny hamitohamitô-semitika: amin' ny loko manga marevaka ny fiteny kositika.]]
Ny '''fiteny kositika''' dia fianakaviam-piteny ao amin' ny [[Tandrok' i Afrika]] ([[Jibotỳ]], [[Etiopia]], [[Somalia]], [[Eritrea]]) sy ao amin' ny [[Lohasahan' i Nily]] ary manamorona ny morontsiraky ny [[Ranomasina Mena]] (hatrany [[Sodàna]] ka hatrany amin' ny faritra atsimo ao [[Ejipta]]). Avondrona ho sampan' ny [[fianakaviam-piteny]] [[Fiteny hamitohamitô-semitika|hamitohamitô-semitika]] (na afroafrô-aziatika na afraziana) ireo fiteny ireo, izay miely ao amin' ny antsasany avaratr' i [[Afrika]] hatrany [[Atsinanana Akaiky]] (ny fiaviana sy ny fitodiky ny fielezan' ireo fiteny ireo dia tsy fantatra mazava, mety avy any [[Azia]] ka nankany Afrika na ny mifamadika amin' izany). Tamin' ny taona 1858 no nanomezana io anarana hoe ''kositika'' io.
 
Ny teny hoe "kositika" dia avy amin' ny anarana hoe ''Kosy'' izay hita ao amin' ny [[Bokin' ny Genesisy]] ao amin' ny [[Baiboly]], izay anaran' ny zanak' i [[Hama]] (na Kama) zafikelin' i [[Noa]] (na Nôe), sady niavian' ny anaran' ny vahoaka atao hoe Kosita ao amin' ny [[Fanjakan'i Kosy|Fanjakan' i Kosy]] tao atsimon' i [[Ejipta]] sy tao EtiopiaEtiôpia.
 
Ny fiteny kositika maro mpiteny indrindra dia ny [[fiteny ôrômô]] tenenina indrindra ao Etiopia[[Etiôpia]] sady misy mpiteny miisa any amin' ny 35 tapitrisa, manaraka azy ny [[fiteny somalỳ]] izay misy mpiteny miisa 20 tapitrisa (isan' izany ny mponina any am-pielezana), ny [[fiteny afara]] izay misy mpiteny miisa 5 tapitrisa (EtiopiaEtiôpia, Jibotỳ, Eritrea) ary ny [[fiteny sidama]] izay misy mpiteny any amin' ny 3 tapitrisa.
 
Misy fiteny kositika iray, ny [[fiteny beja]] izay tenenin' ny olona miisa 1,2 tapitrisa. Ny fiteny somalỳ, izay fiteny ofisialyôfisialy manampy ny [[fiteny arabo]], no hany fiteny kositika ampiasaina ofisialyôfisialy ao amin' ny firenena iray. Isan' ireo fitenim-pirenena ao Jibotỳ miaraka amin' ny fiteny afara ny fiteny somalỳso malỳ.
 
== Fitsinjaran' ny fiteny kositika ==
Misokajy roa ireo fiteny ao amin' ny fianakaviam-piteny kositika, dia ireo fiteny kositika atsinanana sy ny fiteny kositika avaratra.
 
=== Ireo fiteny kositika atsinanana ===
Andalana faha-18:
 
== Jereo koa ==
=== '''Sampam-piteny ao amin' ny finakaviam-piteny hamito-semitika ==='''
 
=== Sampam-piteny ao amin'ny finakaviam-piteny hamito-semitika ===
 
* [[Fiteny berbera|Sampam-piteny berbera]],
* [[Fiteny kositika|Sampam-piteny kositika]],
Ligne 27 ⟶ 25 :
* [[Fiteny tsadika|Sampam-piteny tsadika]],
* [[Fiteny ômôtika|Sampam-piteny ômôtika]].
'''Samihafa'''
 
* [[Kosita (vahoaka)]]