Fiteny pôlineziana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''fiteny pôlineziana''' dia fiteny maro tenenina any amin' ny faritr' i [[Pôlinezia]] sy ibelan' io faritra io koa, izay ao amin' ny [[Fiteny ôseanika|vondrom-piteny ôseaniana]]<nowiki/>n' ny [[fianakaviam-piteny aostrôneziana]]. Miisa 38 ireo fiteny ireo. Ny fito amin' ireo dia tenenina ao [[Pôlinezia Frantsay]], dia ny [[fiteny tahisiana]], ny fiteny aostraly, ny fiteny ra'ivavae, ny fiteny mangareviana, ny fiteny pa'omôto, ary ny fiteny markiziana. Miisa 1&nbsp;000 any ho any ny [[Fiteny haoaiana|mpiteny haoaiana]]. Ny [[fiteny maôry]] dia isan' ireo [[fiteny ôfisialy]] ao any [[Zelandy Vaovao]]. Anisan' ny fiteny pôlineziana koa ny fiteny palisiana sy ny fteny[[fiteny tôngiana]] ary ny [[fiteny rapanoy]].
 
== Jereo koa ==