Dobo: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
 
Andalana faha-10:
=== Teny mitovitovy hevitra ===
 
* ''[[Heniheny]]'': "Tany ihandronan' ny rano ka manjary [[honahona]] sy feno ahitra; tany lava volo tsy ialan-drano ka manjary fotaka mandrevo"<ref><small>Rajemisa-Raolison Régis, "Heniheny" ao amin' ny ''Rakibolana malagasy'', Ambozontany. Antananarivo, 1985.</small></ref>.
* ''Hetrina'': "Farihy na dobo taloha fa efa saika ritra nefa tsy ialan-drano foana"<ref><small>Rajemisa-Raolison Régis, "Hetrina" ao amin' ny ''Rakibolana malagasy'', Ambozontany. Antananarivo, 1985.</small></ref>.