Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Niagara Falls Garden 2005.JPG|vignette|Kamory]]
Ny '''dibodobo''' dia rano mihandrona voajanahary na nataon' olombelona toy ny [[farihy]] nefa kely kokoa sy marivo kokoa. Atao hoe '''kamory''' ny dobo voajanahary.
 
== Teny malagasy ==
Andalana faha-10:
=== Teny mitovitovy hevitra ===
 
* ''Heniheny'': "Tany ihandronan' ny ranokarano ka manjary honahona sy feno ahitra; tany lava volo tsy ialan-drano ka manjary fotaka mandrevo"<ref><small>Rajemisa-Raolison Régis, "Heniheny" ao amin' ny ''Rakibolana malagasy'', Ambozontany. Antananarivo, 1985.</small></ref>.
* ''Hetrina'': "Farihy na dobo taloha fa efa salirasaika ritranefaritra nefa tsy ialan-drano foana"<ref><small>Rajemisa-Raolison Régis, "Hetrina" ao amin' ny ''Rakibolana malagasy'', Ambozontany. Antananarivo, 1985.</small></ref>.
 
== Jereo koa ==